<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 4:17 | And the messenger answered and said, |
Dia namaly ilay nitondra teny ka nanao hoe: Nandositra teo anoloan' ny Filistina ny Isiraely, ka be dia be no maty, ary izy mirahalahy zanakao, Hofinia sy Finehasa, mba maty koa, sady lasan-ko babo ny fiaran' Andriamanitra. | Dia hoy ity iraka: Nandositra teo anoloan' ny Filistina Israely: be dia be no voavono tamin' ny vahoaka; izy roa lahy zanakao aza maty koa, dia Ofnì sy Fiena, ary ny fiaran' Andriamanitra lasan-ko babo. | Le messager répondit : " |