<-
->

1Sm / 1Sam 4:7 And the Philistines were afraid, for they said, God is come into the camp. And they said, Woe unto us! for there hath not been such a thing heretofore. Dia raiki-tahotra ny Filistina ka nanao hoe: Andriamanitra no tonga ao an-toby. Ary hoy koa izy: Mahita loza isika! fa tsy mbola nisy toy izao. Ka raiki-tahotra ny Filistina fa nataony hoe: Tonga ao an-toby Andriamanitra. Dia hoy izy: Hahita loza isika, fa tsy mbola nisy zavatra toy izao mandrak' ankehitriny! Alors les Philistins eurent peur, car ils se disaient : " Dieu est venu au camp! " Ils dirent : " Malheur à nous! Car une chose pareille n' est pas arrivée auparavant.