<-
->

1Sm / 1Sam 4:8 Woe unto us! who shall deliver us out of the hand of these mighty Gods? these are the Gods that smote the Egyptians with all the plagues in the wilderness. Mahita loza isika! Iza no hamonjy antsika amin' ny tànan' ireo andriamanitra mahery ireo? Ireo no andriamanitra izay namely ny Egyptiana tamin' ny kapoka rehetra tany an-efitra. Hahita loza isika! Iza no hanafaka antsika amin' ny tànan' ireo andriamanitra mahery ireo? Fa ireo andriamanitra ireo no namely ny Ejipsiana tany an' efitra tamin' izao loza rehetra izao. Malheur à nous! Qui nous délivrera de la main de ce Dieu puissant ? C' est lui qui a frappé l'Égypte de toutes sortes de plaies au désert.