<-
->

1Sm / 1Sam 6:15 And the Levites took down the ark of the Lord, and the coffer that was with it, wherein the jewels of gold were, and put them on the great stone: and the men of Bethshemesh offered burnt offerings and sacrificed sacrifices the same day unto the Lord. Ary ny Levita nampidina ny fiaran' i Jehovah sy ny vata kely izay teo aminy, dia ilay nitoeran' ny fanaka volamena, ka nametraka azy teo ambonin' ny vato lehibe; ary tamin' izany andro izany ny mponina tao Beti-semesy nanatitra fanatitra dorana sy fanatitra hafa alatsa-drà ho an' i Jehovah. Nony voampidin' ny Levita ny fiaran' ny Tompo mbamin' ny vata kely teo akaikiny nisy ny fanaka volamena, dia napetrany teo ambonin' ilay vato lehibe. Nanatitra sorona dorana sy sorona ho an' ny Tompo ny mponina tao Beti-Samesy tamin' izany andro izany. Les lévites avaient descendu l' arche de Yahvé et le coffre qui était près d' elle et qui contenait les objets d' or, et ils avaient déposé le tout sur la grande pierre. Les gens de Bet-Shémesh offrirent ce jour-là des holocaustes et firent des sacrifices à Yahvé.