<-
->

1Sm / 1Sam 6:16 And when the five lords of the Philistines had seen it, they returned to Ekron the same day. Ary raha hitan' ireo andriana dimy tamin' ny Filistina izany, dia niverina nankany Ekrona androtrizay ihany izy. Rahefa nahita izany ireo andriana dimy amin' ny Filistina, dia niverina tany Akarona androtr' izay ihany. Quand les cinq princes des Philistins eurent vu cela, ils revinrent à Éqrôn, le même jour.