<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 6:17 | And these are the golden emerods which the |
Ary izao no sary volamenan' ny vay naterin' ny Filistina ho fanati-panonerana ho an' i Jehovah: an' i Asdoda iray, an' i Gaza iray, an' i Askelona iray, an' i Gata iray, an' i Ekrona iray; | Izao no vay volamena nomen' ny Filistina an' ny Tompo ho fanati-panonerana: iray tamin' i Azota, iray tamin' i Gazà, iray tamin' i Askalona, iray tamin' i Geta, iray tamin' i Akarona. | Voici les tumeurs d' or que les |