<-
->

1Sm / 1Sam 6:19 And he smote the men of Bethshemesh, because they had looked into the ark of the Lord, even he smote of the people fifty thousand and threescore and ten men: and the people lamented, because the Lord had smitten many of the people with a great slaughter. Ary Jehovah namely ny mponina tao Beti-semesy noho ny nijerijeren' ireo ny fiarany, ka dia olona fito-polo amby dimy alina no maty; dia nisaona ny olona, satria nasian' i Jehovah, ka be dia be no maty. Nokapohin' ny Tompo ny olona tao Beti-Samesy, fa nijerijery foana ny fiaran' ny Tompo, ka olona fitopolo sy dimy alina no novonoiny tamin' ny vahoaka. Dia nisaona fatratra ny vahoaka noho ny namelezan' ny Tompo ny vahoaka tamin' ny loza mafy. Les fils de Yekonya, parmi les gens de Bet-Shémesh, ne s'étaient pas réjouis lorsqu' ils avaient vu l' arche de Yahvé, et Yahvé frappa soixante-dix hommes d' entre eux. Et le peuple fut en deuil, parce que Yahvé l' avait durement frappé.