<-
->

1Sm / 1Sam 6:2 And the Philistines called for the priests and the diviners, saying, What shall we do to the ark of the Lord? tell us wherewith we shall send it to his place. Ary ny Filistina nampaka ny mpisorona sy ny mpanao fankatovana ka nanao hoe: Ahoana no hataontsika amin' ny fiaran' i Jehovah? Lazao aminay izay hanateranay azy ho any amin' ny fitoerany. dia nantsoin' ny Filistina ny mpisorona mbamin' ny mpimasy, nilazany hoe: Hatao ahoana ity fiaran' ny Tompo? Lazao anay izay famerina azy ho amin' ny fitoerany. Les Philistins en appelèrent aux prêtres et aux devins et demandèrent : " Que devons-nous faire de l' arche de Yahvé ? Indiquez-nous comment nous la renverrons en son lieu. "