<-
->

1Sm / 1Sam 6:21 And they sent messengers to the inhabitants of Kirjathjearim, saying, The Philistines have brought again the ark of the Lord; come ye down, and fetch it up to you. Dia naniraka olona nankany amin' ny mponina tao Kiriata-jearima izy hanao hoe: Efa naverin' ny Filistina ny fiaran' i Jehovah; koa midìna ianareo, dia ento miakatra ho any aminareo izy. Dia nandefa iraka nankany amin' ny mponina any Kariatiarima izy ireo, hilaza hoe: Naverin' ny Filistina ny fiaran' ny Tompo ka midìna hianareo hampiakatra azy ho any aminareo. Ils envoyèrent des messagers aux habitants de Qiryat-Yéarim, avec ces mots : " Les Philistins ont rendu l' arche de Yahvé. Descendez et faites-la monter chez vous. "