<-
->

1Sm / 1Sam 6:3 And they said, If ye send away the ark of the God of Israel, send it not empty; but in any wise return him a trespass offering: then ye shall be healed, and it shall be known to you why his hand is not removed from you. Ary hoy ireo: Raha aterinareo ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely, aza aterina foana izy, fa manatera fanati-panonerana ho Azy mihitsy, dia ho sitrana ianareo, ary ho fantatrareo koa izay tsy ialan' ny tànany aminareo. Ary hoy ny navaliny: Raha mamerina ny fiaran' Andriamanitr' Israely hianareo, aza mamerina azy fotsiny, fa tsy maintsy ombanareo fanati-panonerana izy; amin' izay dia ho sitrana hianareo, ka ho fantatrareo ny tsy nialan' ny tànany taminareo. Ils répondirent : " Si vous voulez renvoyer l' arche du Dieu d' Israël, ne la renvoyez pas sans rien, mais payez-lui une réparation. Alors vous guérirez et vous saurez pourquoi sa main ne s'était pas détournée de vous. "