<-
->

1Sm / 1Sam 6:4 Then said they, What shall be the trespass offering which we shall return to him? They answered, Five golden emerods, and five golden mice, according to the number of the lords of the Philistines: for one plague was on you all, and on your lords. Dia hoy ny olona: Inona ary no fanati-panonerana haterinay ho Azy? Ary hoy kosa ireo: Vay volamena dimy sy totozy volamena dimy, araka ny isan' ireo andrianan' ny Filistina; fa aretina iray ihany no manjo anareo rehetra sy ny andriananareo. Ka hoy ny Filistina: Inona no fanati-panonerana hataonay aminy? Ils demandèrent : " Quelle doit être la réparation que nous lui paierons ? " Ils répondirent : " D' après le nombre des princes des Philistins, cinq tumeurs d' or et cinq rats d' or, car ce fut la même plaie pour vous et pour vos princes.