<-
->

1Sm / 1Sam 7:17 And his return was to Ramah; for there was his house; and there he judged Israel; and there he built an altar unto the Lord. Dia niverina ho any Rama indray izy, fa tao ny tranony; ary nitsara ny Isiraely tao izy sady nanorina alitara tao ho an' i Jehovah. Rahefa izany dia niverina any Ramà izay nisy ny tranony izy, dia nitsara an' Israely tao, ary nanorina otely tao ho an' ny Tompo. Puis il revenait à Rama, car c' est là qu' il avait sa maison et qu' il jugeait Israël. Il y construisit un autel à Yahvé.