<-
->

1Sm / 1Sam 7:3 And Samuel spake unto all the house of Israel, saying, If ye do return unto the Lord with all your hearts, then put away the strange gods and Ashtaroth from among you, and prepare your hearts unto the Lord, and serve him only: and he will deliver you out of the hand of the Philistines. Ary hoy Samoela tamin' ny taranak' Isiraely rehetra: Raha miverina amin' i Jehovah amin' ny fonareo rehetra tokoa ary ianareo, dia ario hiala aminareo ny andriamani-kafa sy ireo Astarta, ka ampiomany ny fonareo ho an' i Jehovah, ary aoka Izy ihany no hotompoinareo, dia hamonjy anareo amin' ny tanan' ny Filistina Izy. Ka hoy Samoela tamin' ny tranon' Israely rehetra: Raha miverina amin' ny Tompo amin' ny fonareo rehetra tokoa hianareo, dia esory hiala eo aminareo ny andriamani-kafa sy ny Astarte, ary araiketo mafy amin' ny Tompo ny fonareo, ka izy irery ihany no tompoy, ka hanafaka anareo amin' ny tànan' ny Filistina izy. Alors Samuel parla ainsi à toute la maison d' Israël : " Si c' est de tout votre coeur que vous revenez à Yahvé, écartez les dieux étrangers du milieu de vous, et les Astartés, fixez votre coeur en Yahvé et ne servez que lui : alors il vous délivrera de la main des Philistins. "