<-
->

1Sm / 1Sam 8:22 And the Lord said to Samuel, Hearken unto their voice, and make them a king. And Samuel said unto the men of Israel, Go ye every man unto his city. Ary hoy Jehovah tamin' i Samoela: Henoy ny teniny ka manendre mpanjaka ho azy. Dia hoy Samoela tamin' ny lehilahy amin' ny Isiraely: Samia ary mandeha ho any amin' ny tanànanareo avy ianareo rehetra. ka hoy Iaveh tamin' i Samoela: Henoy ny feony ka manangàna mpanjaka ho azy. Dia hoy Samoela tamin' ny lehilahy amin' Israely: Samia mody any an-tanànanareo avy hianareo. Mais Yahvé lui dit : " Satisfais à leur demande et intronise-leur un roi. " Alors Samuel dit aux hommes d' Israël : " Retournez chacun dans sa ville. "