<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 9:2 | And he had a son, whose name was |
Ary nanan-janakalahy atao hoe Saoly izy, izay mbola tanora sady tsara tarehy, ka tsy nisy tsara tarehy noho izy teo amin' ny Zanak' Isiraely, ary nanan-tombo noho ny olona rehetra hatramin' ny sorony no ho miakatra ny halavany. | Nanan-janaka lahy anankiray atao hoe Saola izy, izay sady mbola tanora no tsara tarehy; tsy nisy tsara tarehy noho izy teo amin' ny zanak' Israely rehetra, ary nanatombo ny lohany izy amin' ny halavany noho ny olona rehetra. | Il avait un fils nommé |