Toko sy andininy momba Rody

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 12.13 And as Peter knocked at the door of the gate, a damsel came to hearken, named Rhoda. Ary raha nandondona ny vavahady Petera, dia nisy ankizivavy atao hoe Roda nankeo hihaino. Nodoniny ny vavahady, dia nanatona hihaino ity ankizivavy anankiray atao hoe Rody. Il heurta le battant du portail, et une servante, nommée Rhodé, vint aux écoutes.
Asa 21.1 And it came to pass, that after we were gotten from them, and had launched, we came with a straight course unto Coos, and the day following unto Rhodes, and from thence unto Patara: Ary rehefa tafasarika taminy izahay, dia niondrana an-tsambo ka nizotra nankany Kosy; ary nony ampitso dia tonga tao Rodo, dia niala tao nankany Patara; Nony tafasaraka tamin' izy ireo izahay, dia niondrana an-tsambo, nizotra nankany Kosy, ka ny ampitso dia tonga tao Rody; ary niala tao indray dia tonga tany Patara. Lorsque, nous étant arrachés à eux, nous eûmes gagné le large, nous cinglâmes droit sur Cos ; le lendemain nous atteignîmes Rhodes, et de là Patara.