Toko sy andininy momba Abadona

  Book of Job Joba Joba Livre de Job
...............
Job / Jb 28.22 Destruction and death say, We have heard the fame thereof with our ears. Hoy Abadona sy Ifahafatesana: Ny sofinay ihany no nandrenesany ny filazana azy. Hoy ny ambanin' ny tany sy ny fahafatesana: Filazana azy fotsiny no mba renay. La Perdition et la Mort déclarent : " La rumeur de sa renommée est parvenue à nos oreilles. "

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 9.11 And they had a king over them, which is the angel of the bottomless pit, whose name in the Hebrew tongue is Abaddon, but in the Greek tongue hath his name Apollyon. Ary manana ny anjelin' ny lavaka tsy hita noanoa ho mpanjakany izy; ny anarany amin' ny teny Hebreo dia Abadona, fa amin' ny teny Grika kosa dia Apolyona no anarany. Ny mpanjaka filohan' izy ireo, dia anjelin' ny lavaka tsy hita noanoa, izay atao hoe Abadona amin' ny teny hebrio, ary Apoliona amin' ny teny greka. A leur tête, comme roi, elles ont l' Ange de l' Abîme ; il s' appelle en hébreu : " Abaddôn ", et en grec : " Apollyôn ".