Toko sy andininy momba Siriona

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 3.9 (Which Hermon the Sidonians call Sirion; and the Amorites call it Shenir;) Hermona nataon' ny Sidoniana hoe Siriona; ary ny Amorita kosa nanao azy hoe Senira, Sariona no iantsoan' ny Sidoniana an' i Hermona, ary Sanira no iantsoan' ny Amoreana azy; les Sidoniens appellent l' Hermon Siryôn, les Amorites le nomment Senir :

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
...............
Sal 29.6 He maketh them also to skip like a calf; Lebanon and Sirion like a young unicorn. Dia mampitsambikina azy tahaka ny zanak' omby Izy, Libanona sy Siriona dia tahaka ny zanaky ny ombimanga. mampitsambikina azy ireo tahaka ny vantotr' ombalahy izy, ka mova tsy ny zanak' ombimanga, i Libàna sy Siriona. il fait bondir comme un veau le Liban, et le Siryôn comme un bouvillon.