Toko sy andininy momba Kafitora

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 2.23 And the Avims which dwelt in Hazerim, even unto Azzah, the Caphtorims, which came forth out of Caphtor, destroyed them, and dwelt in their stead.) ary ny amin' ny Avita, izay nonina am-bohitra hatrany Gaza, dia naringan' ny Kaftorita, izay avy tany Kaftora, izy; ary ireo no nonina nisolo azy). Ny Heveana izay nonina tamin' ny vohitra hatrany Gaza koa, dia naringan' ny Kaftorima, izay nivoaka avy tany Kaftora sy nonina nisolo ireny. Ainsi encore des Avvites, qui habitaient des camps jusqu'à Gaza : les Kaphtorim, venus de Kaphtor, les exterminèrent et s'établirent à leur place.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 47.4 Because of the day that cometh to spoil all the Philistines, and to cut off from Tyrus and Zidon every helper that remaineth: for the Lord will spoil the Philistines, the remnant of the country of Caphtor. Noho ny hihavian' ny andro handravana ny Filistina rehetra sy handringanana izay sisa rehetra amin' ny mpamonjy an' i Tyro sy Sidona; Fa horavan' i Jehovah ny Filistina, dia ny sisa avy any amin' ny nosy Kaftora. Izany dia noho ny fahatongavan' ny andro handringanana ny Filistina rehetra; handripahana an' izay sisa amin' ny mpikambana amin' i Tira sy Sidona; fa horavan' ny Tompo ny Filistina, izay sisa amin' ny nosy Kaftora. à cause du Jour qui est arrivé où tous les Philistins seront anéantis, où Tyr et Sidon verront abattre jusqu'à leurs derniers alliés. Oui, Yahvé anéantit les Philistins, le reste de l'île de Kaphtor.

  Book of Amos Amosa Amosy Livre d'Amos
...............
Amo / Am 9.7 Are ye not as children of the Ethiopians unto me, O children of Israel? saith the Lord. Have not I brought up Israel out of the land of Egypt? and the Philistines from Caphtor, and the Syrians from Kir? Moa tsy toy ny taranaky ny Etiopiana va ianareo raha amiko, ry Zanak' Isiraely? hoy Jehovah. Tsy ny Isiraely va no nentiko nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta. Ary ny Filistina avy tany Kaftora, Ary ny Syriana avy tany Kira? Moa tsy toy ny taranaky ny Kosita va hianareo, raha amiko, ry zanak' Israely, - teny marin' ny Tompo? Moa Israely va, tsy nentiko niakatra avy any amin' ny tany Ejipta, sy ny Filistina avy tany Kafitora, ary ny Siriana avy tany Kira? N'êtes-vous pas pour moi comme des Kushites, enfants d' Israël ? - oracle de Yahvé - N' ai-je pas fait monter Israël du pays d'Égypte, et les Philistins de Kaphtor et les Araméens de Qir ?