Toko sy andininy momba Kalne

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.10 And the beginning of his kingdom was Babel, and Erech, and Accad, and Calneh, in the land of Shinar. Ary ny niandohan' ny fanjakany dia Babela sy Ereka sy Akada ary Kalne tany amin' ny tany Sinara. Ny niandohan' ny fanjakany dia Babela, Aràka, Akada, ary Kalane any amin' ny tany Senaara. Les soutiens de son empire furent Babel, Érek et Akkad, villes qui sont toutes au pays de Shinéar.

  Book of Amos Amosa Amosy Livre d'Amos
...............
Amo / Am 6.2 Pass ye unto Calneh, and see; and from thence go ye to Hamath the great: then go down to Gath of the Philistines: be they better than these kingdoms? or their border greater than your border? Mankanesa any Kalne ianareo, ka mijere, dia mandrosoa ihany ho any Hamata lehibe; Ary midina ho any Gatan' ny Filistina; Tsara noho ireo fanjakana ireo va izy? Sa lehibe noho ny tanin' ireo va ny taninareo? Miampità ho any Kalne hianareo ka zahao; avy ao dia mankanesa any Hamata ilay lehibe: midìna koa ho any Geta ao amin' ny Filistina: moa miadana noho ireto fanjakana ireto va ireo tanàna ireo, ary lehibe noho ny anareo va ny tanin' izy ireo? Passez à Kalné et voyez, de là, allez à Hamat la grande, puis descendez à Gat des Philistins : valent-elles mieux que ces royaumes-ci ? leur territoire est-il plus grand que le vôtre ?