Toko sy andininy momba Ohola

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 23.4 And the names of them were Aholah the elder, and Aholibah her sister: and they were mine, and they bare sons and daughters. Thus were their names; Samaria is Aholah, and Jerusalem Aholibah. Ny anaran' ny zokiny dia Ohola, ary ny rahavaviny dia Oholiba; ary novadiko izy ka niteraka zazalahy sy zazavavy. Ny amin' ny anarany: Samaria no Ohola, ary Jerosalema no Oholiba. Izao no anaran' izy ireo: Oollà, ny zokiny, ary Oolibà, ny rahavaviny. Ahy izy ireo teo aloha, ary niteraka zazalahy aman-jazavavy. Ny amin' ny anarany dia izao: Samaria, no Oollà; Jerosalema, no Oolibà. Voici leurs noms : Ohola l' aînée, Oholiba sa soeur. Elles furent à moi et elles enfantèrent des fils et des filles. Leurs noms : Ohola, c' est Samarie, Oholiba, c' est Jérusalem.
Eze / Ez 23.5 And Aholah played the harlot when she was mine; and she doted on her lovers, on the Assyrians her neighbours, Ary raha mbola vadiko Ohola, dia nijangajanga izy; maimay izy tamin' ireo lehilahiny, dia ny Asyriana mifanolotra aminy, Nivadika tamiko, Oollà; fatra-pitia an' ireo lehilahiny izy, dia ny Asiriana izay nifanila aminy. Or Ohola se prostitua alors qu' elle m' appartenait. Elle s'éprit de ses amants, les Assyriens, ses voisins,
...............
Eze / Ez 23.36 The Lord said moreover unto me; Son of man, wilt thou judge Aholah and Aholibah? yea, declare unto them their abominations; Jehovah niteny tamiko hoe: Ry zanak' olona, tsy hotsarainao va Ohola sy Oholiba? Dia asehoy azy ny fahavetavetany, Ary hoy Iaveh tamiko: Ry zanak' olona, hotsarainao va Oollà sy Oolibà? Asehoy azy ny fahavetavetany. Et Yahvé me dit : Fils d' homme, veux-tu juger Ohola et Oholiba et leur reprocher leurs abominations ?
...............
Eze / Ez 23.44 Yet they went in unto her, as they go in unto a woman that playeth the harlot: so went they in unto Aholah and unto Aholibah, the lewd women. Eny, mbola nankao aminy ihany ny olona toy ny ankanesany ao amin' ny vehivavy janga, dia toy ny efa nankanesany tao amin' i Ohola sy Oholiba, vehivavy janga. Mandeha aminy ny olona toy ny handehanany amin' ny vehivavy janga. Toy izany no nandehanany tamin' i Ollà sy Oolibà, ireo vehivavy meloka ireo. et on vient chez elle comme chez une prostituée. C' est ainsi qu' on est venu chez Ohola et Oholiba, ces femmes dépravées.