Toko sy andininy momba Tanehometa

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 25.23 And when all the captains of the armies, they and their men, heard that the king of Babylon had made Gedaliah governor, there came to Gedaliah to Mizpah, even Ishmael the son of Nethaniah, and Johanan the son of Careah, and Seraiah the son of Tanhumeth the Netophathite, and Jaazaniah the son of a Maachathite, they and their men. Ary nony ren' ny komandin' ny miaramila rehetra mbamin' ny olom-peheziny avy fa Gedalia no notendren' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ho mpanapaka, dia nankany amin' i Gedalia tany Mizpa Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa Netofatita, ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. Ren' ny lehiben' ny isan-toko-miaramila, dia izy sy ny olom-peheziny avy, fa hoe Godoliasa no voatendrin' ny mpanjakan' i Babilona ho mpanjaka, dia tonga nanatona an' i Godoliasa tany Masfà izy ireo: Ismaela zanak' i Nataniasa; Johanana, zanak' i Karea; Saraiasa zanak' i Tanehometa avy ao Netofà, ary Jezoniasa zanak' ilay Maakatiana, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. Tous les officiers des troupes et leurs hommes apprirent que le roi de Babylone avait institué Godolias gouverneur et ils vinrent auprès de lui à Miçpa : Yishmaèl fils de Netanya, Yohanân fils de Qaréah, Seraya fils de Tanhumèt, le Netophatite, Yaazanyahu, le Maakatite, eux et leurs hommes.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 40.8 Then they came to Gedaliah to Mizpah, even Ishmael the son of Nethaniah, and Johanan and Jonathan the sons of Kareah, and Seraiah the son of Tanhumeth, and the sons of Ephai the Netophathite, and Jezaniah the son of a Maachathite, they and their men. dia tonga tany amin' i Gedalia tany Mizpa izy, dia Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana sy Jonatana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa, sy ny zanak' i Efay Netofatita ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia izy ireny sy ny olom-peheziny avy. dia nanatona an' i Godoliasa, tany Masfà izy ireo, izany hoe, Ismaely, zanak' i Nataniasa, Johanana sy Honatana, zanak' i Karea, Seraiasa, zanak' i Tanehometa ireo zanak' i Efoì, sy Netofà, ary Jezoniasa, zanak' ilay Moahatiana, dia ireo mbamin' ny olom-peheziny avy. Ils vinrent auprès de Godolias à Miçpa : Yishmaèl, fils de Netanyahu, Yohanân et Yonatân, fils de Qaréah, Seraya, fils de Tanhumèt, les fils de Ephaï le Netophatite, Yizanyahu, fils du Maakatite, eux et leurs hommes.