Toko sy andininy momba Osaiasa

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 12.32 And after them went Hoshaiah, and half of the princes of Judah, ary nandeha nanarakaraka azy Hosaia sy ny antsasaky ny andriandahin' ny Joda, Ka ireto no nandeha teo aorian' ireo: Ozaiasa, sy ny antsasaky ny andriandahin' i Jodà, derrière lui marchaient Hoshaya et une moitié des chefs de Juda

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 42.1 Then all the captains of the forces, and Johanan the son of Kareah, and Jezaniah the son of Hoshaiah, and all the people from the least even unto the greatest, came near, Ary ny mpifehy ny miaramila rehetra sy Johanana, zanak' i Karea, sy Jazania, zanak' i Hosaia, mbamin' ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe, dia nanatona Tamin' izay, nanatona an' i Jeremia avokoa ny mpifehy miaramila rehetra mbamin' i Johanana, zanak' i Kare, Jezoniasa, zanak' i Osaiasa, ary ny vahoaka rehetra na kely na lehibe, Alors tous les officiers, notamment Yohanân, fils de Qaréah, et Azarya, fils de Hoshaya, ainsi que tout le peuple, petits et grands, vinrent
...............
Jer / Jr 43.2 Then spake Azariah the son of Hoshaiah, and Johanan the son of Kareah, and all the proud men, saying unto Jeremiah, Thou speakest falsely: the Lord our God hath not sent thee to say, Go not into Egypt to sojourn there: dia niteny Azaria, zanak' i Hosaia, sy Johanana, zanak' i Karea, mbamin' ny olona mpirehareha rehetra ka niteny tamin' i Jeremia hoe: Mandainga ianao; fa tsy naniraka anao Jehovah Andriamanitsika hilaza hoe: Aza mandeha hivahiny any Egypta; dia niteny Azariasa zanak' i Osaiasa, sy Johanana, zanak' i Karea, mbamin' ireo lehilahy mpiavonavona rehetra, ka nanao tamin' i Jeremia hoe: Milaza lainga hianao; Iaveh Andriamanitsika tsy naniraka anao hilaza aminay hoe: Aza miditra any Ejipta mba hitoetra ao. Azarya, fils de Hoshaya, Yohanân, fils de Qaréah, et tous ces hommes insolents répondirent à Jérémie : "C' est un mensonge que tu débites. Yahvé notre Dieu ne t' a pas chargé de dire N' allez pas en Egypte pour y séjourner.