Toko sy andininy momba Betakarema

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.14 But the dung gate repaired Malchiah the son of Rechab, the ruler of part of Bethhaccerem; he built it, and set up the doors thereof, the locks thereof, and the bars thereof. Ary ny vavahadin-jezika dia namboarin' i Malkia, zanak' i Rekaba, komandin' ny fehin' i Beti-hakerema; izy no nandrafitra izany sy nandatsaka ny lela-vavahadiny mbamin' ny hidiny sy ny vavombiny. Melkiasa zanak' i Rekaba, lehiben' ny faritanin' i Betakarama no nanamboatra ny vavahadin' ny Zezika; narafiny izy, dia nalatsany ny lela vavahady, mbamin' ny karetsaka sy ny barany. Quant à la porte du Fumier, Malkiyya, fils de Rékab, chef du district de Bet-ha-Kérem, la répara, lui et ses fils : il fixa ses battants, verrous et barres.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 6.1 O ye children of Benjamin, gather yourselves to flee out of the midst of Jerusalem, and blow the trumpet in Tekoa, and set up a sign of fire in Bethhaccerem: for evil appeareth out of the north, and great destruction. Hianareo, zanak' i Benjamina, mandosira faingana hiala an' i Jerosalema, ary tsofy ao Tekoa ny anjomara, ka manaova tsangan' afo ao Beti-hakerema; Fa misy loza sy fandringanana be miposaka avy any avaratra. Mandosìra, ry taranak' i Benjamina, hiala ao afovoan' i Jerosalema. Mitsòfa anjomara any Tekoà, ary manangàna famantarana any Betakarema! Fa misy loza tamy avy any avaratra ary fandringanana lehibe. Fuyez, gens de Benjamin, du milieu de Jérusalem! A Teqoa sonnez du cor! Sur Bet-ha-Kérem dressez un signal! Car du Nord survient un malheur, un grand désastre.