Toko sy andininy momba Sobna

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 18.18 And when they had called to the king, there came out to them Eliakim the son of Hilkiah, which was over the household, and Shebna the scribe, and Joah the son of Asaph the recorder. Ary nony efa niantso ny mpanjaka izy, dia nivoaka ho eo aminy Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana. ka niantso ny mpanjaka. Ary Eliasima zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa no nivoaka nankeo amin' izy ireo, mbamin' i Sobna mpanoratra, Joahe zanak' i Asafa mpitahiry boky. Il appela le roi. Le maître du palais Elyaqim fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah fils d' Asaph sortirent à sa rencontre.
...............
2Mp 18.26 Then said Eliakim the son of Hilkiah, and Shebna, and Joah, unto Rabshakeh, Speak, I pray thee, to thy servants in the Syrian language; for we understand it: and talk not with us in the Jews' language in the ears of the people that are on the wall. Dia hoy Eliakima, zanak' i Hilkia, sy Sebna ary Joa tamin-dRabsake: Masìna ianao, teny Syriana no ataovy aminay mpanomponao, fa fantatray ihany izany; fa aza manao teny Jiosy ho ren' ny olona eny ambonin' ny mànda. Dia hoy Eliasima zanak' i Helkiasa sy Sobna ary Joahe amin' ny komandy mpandroso divay: Aoka ho teny arameana no hiresahanao amin' ny mpanomponao, fa hainay izany, fa aza fiteny jodaika no iresahanao aminay, ka azon' ny sofin' ny vahoaka izay eo ambony manda. Elyaqim, Shebna et Yoah dirent au grand échanson : "Je t' en prie, parle à tes serviteurs en araméen, car nous l' entendons, ne nous parle pas en judéen à portée des oreilles du peuple qui est sur le rempart."
...............
2Mp 18.37 Then came Eliakim the son of Hilkiah, which was over the household, and Shebna the scribe, and Joah the son of Asaph the recorder, to Hezekiah with their clothes rent, and told him the words of Rabshakeh. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin' i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy. Dia nankao amin' i Ezekiasa Eliasima zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa, sy Sobna mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa mpitahiry boky; voatriatra ny fitafian' izy ireo, ary nolazainy taminy ny tenin' ny mpandroso divay ambony indrindra. Le maître du palais Elyaqim fils de Hilqiyya, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah fils d' Asaph vinrent auprès d' Ezéchias, les vêtements déchirés, et ils lui rapportèrent les paroles du grand échanson.
...............
2Mp 19.2 And he sent Eliakim, which was over the household, and Shebna the scribe, and the elders of the priests, covered with sackcloth, to Isaiah the prophet the son of Amoz. Ary izy naniraka an' i Eliatima, lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary ny lohan' ny mpisorona samy nitafy lamba fisaonana hankany amin' Isaia mpaminany, zanak' i Amoza. dia naniraka an' i Eliasima lehiben' ny tao an-dapa, sy Sobna mpanoratra, mbamin' ireo lohan' ny mpisorona, samy mitafy lasaka, ho any amin' i Izaia mpaminany, zanak' i Amosa. Il envoya le maître du palais Elyaqim, le secrétaire Shebna et les anciens des prêtres, couverts de sacs, auprès du prophète Isaïe fils d' Amoç.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 22.15 Thus saith the Lord GOD of hosts, Go, get thee unto this treasurer, even unto Shebna, which is over the house, and say, Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Andeha mankao amin' ilay mpanolo-tsaina io, dia ao amin' i Sebna, lehiben' ny ao an-dapa, ka ataovy hoe: Izao no nolazain' ny Tompo, Iavehn' ny tafika: Mandehana manatona an' io mpitandrina io, dia Sobnà, lehiben' ny ao an-dapa, ka lazao aminy hoe: Ainsi parle le Seigneur Yahvé Sabaot : Va trouver cet intendant, Shebna, le maître du palais :
...............
Isa / Iz 36.3 Then came forth unto him Eliakim, Hilkiah' s son, which was over the house, and Shebna the scribe, and Joah, Asaph' s son, the recorder. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia nivoaka ho ao aminy. Dia nanatona azy Eliasima, zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa, nomban' i Sobnà mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa, mpitahiry ny bokim-panjakana. Le maître du palais Élyaqim, fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah, fils d' Asaph, sortirent à sa rencontre.
...............
Isa / Iz 36.11 Then said Eliakim and Shebna and Joah unto Rabshakeh, Speak, I pray thee, unto thy servants in the Syrian language; for we understand it: and speak not to us in the Jews' language, in the ears of the people that are on the wall. Dia hoy Eliakima sy Sebna ary Joa tamin-dRabsake: Masìna ianao, teny Syriana no ataovy amin' ny mpanomponao, fa fantatray ihany izany; fa aza manao teny Jiosy ho ren' ny olona eny ambonin' ny manda. Dia hoy Eliasima sy Sobnà ary Joahe, tamin' ny lehiben' ny mpandroso divay: Mba teny arameana no ataovy amin' ny mpanomponao, satria hainay izany; fa aza dia manao teny jodaika, ho ren' ny vahoaka eny ambony manda. Fa izao no navalin' ny lehiben' ny mpandroso divay: Élyaqim, Shebna et Yoah dirent au grand échanson : " Je t' en prie, parle à tes serviteurs en araméen, car nous l' entendons, ne nous parle pas en judéen à portée des oreilles du peuple qui est sur les remparts. "
...............
Isa / Iz 36.22 Then came Eliakim, the son of Hilkiah, that was over the household, and Shebna the scribe, and Joah, the son of Asaph, the recorder, to Hezekiah with their clothes rent, and told him the words of Rabshakeh. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin' i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy. Dia nankany amin' i Ezekiasa Eliasima zanak' i Elkiasa lehiben' ny ao an-dapa, sy Sobnà mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa mpitahiry ny bokim-panjakana, ka nambarany taminy ny tenin' ny lehiben' ny mpandroso divay, ary samy voatriatra ny fitafiany. Le maître du palais Élyaqim, fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah, fils d' Asaph, vinrent auprès d'Ézéchias, les vêtements déchirés, et ils lui rapportèrent les paroles du grand échanson.
...............
Isa / Iz 37.2 And he sent Eliakim, who was over the household, and Shebna the scribe, and the elders of the priests covered with sackcloth, unto Isaiah the prophet the son of Amoz. ary izy naniraka an' i Eliakima, lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary ny lohan' ny mpisorona, samy nitafy lamba fisaonana avokoa, hankany amin' Isaia mpaminany, zanak' i Amoza, Ary nirahiny Eliasima, lehiben' ny ao an-dapa, sy Sobnà, mpanoratra, ary ny lohandohan' ny mpisorona, samy voatafy lasaka, ho any amin' Izaia zanak' i Amosa, mpaminany, Il envoya le maître du palais Élyaqim, le secrétaire Shebna et les anciens des prêtres, couverts de sacs, auprès du prophète Isaïe, fils d' Amoç.