Toko sy andininy momba Joa

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 18.18 And when they had called to the king, there came out to them Eliakim the son of Hilkiah, which was over the household, and Shebna the scribe, and Joah the son of Asaph the recorder. Ary nony efa niantso ny mpanjaka izy, dia nivoaka ho eo aminy Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana. ka niantso ny mpanjaka. Ary Eliasima zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa no nivoaka nankeo amin' izy ireo, mbamin' i Sobna mpanoratra, Joahe zanak' i Asafa mpitahiry boky. Il appela le roi. Le maître du palais Elyaqim fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah fils d' Asaph sortirent à sa rencontre.
...............
2Mp 18.26 Then said Eliakim the son of Hilkiah, and Shebna, and Joah, unto Rabshakeh, Speak, I pray thee, to thy servants in the Syrian language; for we understand it: and talk not with us in the Jews' language in the ears of the people that are on the wall. Dia hoy Eliakima, zanak' i Hilkia, sy Sebna ary Joa tamin-dRabsake: Masìna ianao, teny Syriana no ataovy aminay mpanomponao, fa fantatray ihany izany; fa aza manao teny Jiosy ho ren' ny olona eny ambonin' ny mànda. Dia hoy Eliasima zanak' i Helkiasa sy Sobna ary Joahe amin' ny komandy mpandroso divay: Aoka ho teny arameana no hiresahanao amin' ny mpanomponao, fa hainay izany, fa aza fiteny jodaika no iresahanao aminay, ka azon' ny sofin' ny vahoaka izay eo ambony manda. Elyaqim, Shebna et Yoah dirent au grand échanson : "Je t' en prie, parle à tes serviteurs en araméen, car nous l' entendons, ne nous parle pas en judéen à portée des oreilles du peuple qui est sur le rempart."
...............
2Mp 18.37 Then came Eliakim the son of Hilkiah, which was over the household, and Shebna the scribe, and Joah the son of Asaph the recorder, to Hezekiah with their clothes rent, and told him the words of Rabshakeh. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin' i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy. Dia nankao amin' i Ezekiasa Eliasima zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa, sy Sobna mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa mpitahiry boky; voatriatra ny fitafian' izy ireo, ary nolazainy taminy ny tenin' ny mpandroso divay ambony indrindra. Le maître du palais Elyaqim fils de Hilqiyya, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah fils d' Asaph vinrent auprès d' Ezéchias, les vêtements déchirés, et ils lui rapportèrent les paroles du grand échanson.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.6 And Uzzi begat Zerahiah, and Zerahiah begat Meraioth, Joa no zanak' i Zima, Ido no zanak' i Joa, Zera no zanak' Ido, Jeateray zanak' i Zera. Joah zanany, Adao zanany, Zarà zanany, Jetraia zanany. Yoah son fils, Iddo son fils, Zérah son fils, Yéatraï son fils.
...............
1Tt / 1Tan 26.4 Moreover the sons of Obededom were, Shemaiah the firstborn, Jehozabad the second, Joah the third, and Sacar the fourth, and Nethaneel the fifth. Ary ny zanakalahin' i Obed-edoma dia Semaia, lahimatoa, sy Jozabada, lahiaivo, sy Joa, fahatelo, sy Sakara, fahefatra, sy Netanela, fahadimy, Zanakalahin' i Obededoma: Semeiasa lahimatoa, Jozabada faharoa, Joahà fahatelo, Sakara fahefatra, Natanaela fahadimy, Obed-Édom eut des fils : Shemaya l' aîné, Yehozabad le second, Yoah le troisième, Sakar le quatrième, Netanéel le cinquième,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 29.12 Then the Levites arose, Mahath the son of Amasai, and Joel the son of Azariah, of the sons of the Kohathites: and of the sons of Merari, Kish the son of Abdi, and Azariah the son of Jehalelel: and of the Gershonites; Joah the son of Zimmah, and Eden the son of Joah: Dia nitsangana ny Levita, dia Mahata, zanak' i Amasay, sy Joela, zanak' i Azaria, tamin' ny taranaky ny Kehatita; ary tamin' ny taranak' i Merary dia Kisy, zanak' i Abdia, sy Azaria, zanak' i Jehalalila; ary tamin' ny Gersonita dia Joa, zanak' i Zima, sy Edena, zanak' i Joa; Dia nitsangana ny Levita: Mahata zanak' i Amasaia, Joela zanak' i Azariasa, tamin' ny taranaky ny Kaatita; tamin' ny taranaky ny Merarita, Kisa zanak' i Abdì, Azariasa zanak' i Jalaleela; tamin' ny Gersonata, Joah, zanak' i Zemà, Eedena zanak' i Joah; Les lévites se levèrent : Mahat fils de Amasaï; Yoèl fils de Azaryahu, des fils de Qehat; des Merarites : Qish fils d' Abdi et Azaryahu fils de Yehalléléel; des Gershonites : Yoah fils de Zimma et Éden fils de Yoah;
...............
2Tt / 2Tan 34.8 Now in the eighteenth year of his reign, when he had purged the land, and the house, he sent Shaphan the son of Azaliah, and Maaseiah the governor of the city, and Joah the son of Joahaz the recorder, to repair the house of the Lord his God. Ary tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakany, rehefa voadiony ny tany sy ny trano, dia naniraka an' i Safana, zanak' i Azalia, sy Mahaseia, komandin' ny tanàna, ary Joa, zanak' i Joahaza, mpitadidy ny raharaham-panjakana, izy mba hamboatra ny tranon' i Jehovah Andriamaniny. Tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakany, rahefa voadiony ny tany sy ny tranon' Andriamanitra, dia nirahiny Safàna zanak' i Aslià sy Maasiasa komandin' ny tanàna, ary Johà zanak' i Joakaza mpitahiry bokim-panjakana, hanamboatra ny tranon' ny Tompo Andriamaniny. La dix-huitième année de son règne, dans le but de purifier le pays et le Temple, il envoya Shaphân, fils d' Açalyahu, Maaséyahu, gouverneur de la ville, et Yoah, fils de Yoahaz le héraut, pour réparer le Temple de Yahvé son Dieu.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 36.3 Then came forth unto him Eliakim, Hilkiah' s son, which was over the house, and Shebna the scribe, and Joah, Asaph' s son, the recorder. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia nivoaka ho ao aminy. Dia nanatona azy Eliasima, zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa, nomban' i Sobnà mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa, mpitahiry ny bokim-panjakana. Le maître du palais Élyaqim, fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah, fils d' Asaph, sortirent à sa rencontre.
...............
Isa / Iz 36.11 Then said Eliakim and Shebna and Joah unto Rabshakeh, Speak, I pray thee, unto thy servants in the Syrian language; for we understand it: and speak not to us in the Jews' language, in the ears of the people that are on the wall. Dia hoy Eliakima sy Sebna ary Joa tamin-dRabsake: Masìna ianao, teny Syriana no ataovy amin' ny mpanomponao, fa fantatray ihany izany; fa aza manao teny Jiosy ho ren' ny olona eny ambonin' ny manda. Dia hoy Eliasima sy Sobnà ary Joahe, tamin' ny lehiben' ny mpandroso divay: Mba teny arameana no ataovy amin' ny mpanomponao, satria hainay izany; fa aza dia manao teny jodaika, ho ren' ny vahoaka eny ambony manda. Fa izao no navalin' ny lehiben' ny mpandroso divay: Élyaqim, Shebna et Yoah dirent au grand échanson : " Je t' en prie, parle à tes serviteurs en araméen, car nous l' entendons, ne nous parle pas en judéen à portée des oreilles du peuple qui est sur les remparts. "
...............
Isa / Iz 36.22 Then came Eliakim, the son of Hilkiah, that was over the household, and Shebna the scribe, and Joah, the son of Asaph, the recorder, to Hezekiah with their clothes rent, and told him the words of Rabshakeh. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin' i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy. Dia nankany amin' i Ezekiasa Eliasima zanak' i Elkiasa lehiben' ny ao an-dapa, sy Sobnà mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa mpitahiry ny bokim-panjakana, ka nambarany taminy ny tenin' ny lehiben' ny mpandroso divay, ary samy voatriatra ny fitafiany. Le maître du palais Élyaqim, fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah, fils d' Asaph, vinrent auprès d'Ézéchias, les vêtements déchirés, et ils lui rapportèrent les paroles du grand échanson.