Toko sy andininy momba Sivana

  Book of Esther Estera Estera Livre d'Esther
...............
Est 8.9 Then were the king' s scribes called at that time in the third month, that is, the month Sivan, on the three and twentieth day thereof; and it was written according to all that Mordecai commanded unto the Jews, and to the lieutenants, and the deputies and rulers of the provinces which are from India unto Ethiopia, an hundred twenty and seven provinces, unto every province according to the writing thereof, and unto every people after their language, and to the Jews according to their writing, and according to their language. Dia nantsoina tamin' izay ny mpanoratry ny mpanjaka, tamin' ny andro fahatelo amby roa-polo tamin' ny volana fahatelo (volana Sivana izany); ary nosoratana araka izay rehetra nandidian' i Mordekay izany ho any amin' ny Jiosy sy ny solo-mpanjaka sy ny governora ary ny mpanapaka amin' ny isan-tokony hatrany India ka hatrany Etiopia, dia fito amby roa-polo amby zato toko, ny isan-tokony araka ny sorany avy, ary ny isam-pireneny araka ny fiteniny avy, ary ny Jiosy araka ny sorany sy araka ny fiteniny. Koa nantsoina tamin' izany ny mpanoratry ny mpanjaka, dia tamin' ny andro fahatelo amby roapolon' ny volana fahatelo, izay volana Sivana, dia nosoratana izay rehetra nodidian' i Mardokea ho an' ny Jody, ny solom-panjaka, ny governora, ny lehiben' ny faritany, dia ny faritany fito amby roapolo amby zato, hatrany India ka hatrany Etiopia, natao araky ny soratry ny isam-paritany sy ny fitenin' ny isam-pirenena, ary ny ho an' ny Jody araka ny sorany sy araka ny fiteniny. Les scribes royaux furent convoqués aussitôt c'était le troisième mois, qui est Sivân, le vingt-troisième jour et, sur l' ordre de Mardochée, ils écrivirent aux Juifs, aux satrapes, aux gouverneurs, aux grands officiers des provinces échelonnées de l' Inde à l' Ethiopie, soit 127 provinces, à chaque province selon son écriture, à chaque peuple selon sa langue et aux Juifs selon leur écriture et leur langue.

      Baroka Livre de Baruch
...............
Bar 1.8 Azon' i Baròka indray tamin' izay ny fanaky ny tranon' ny Tompo, nentina avy any amin' ny tempoly, ka nalefany ho any amin' ny tanin' i Jodà, tamin' ny andro fahafolon' ny volana Sivana, dia ireo fanaka volafotsy nataon' i Sedesiasa zanak' i Josiasa, mpanjakan' i Jodà; C'était déjà Baruch qui avait récupéré, le dixième jour de Sivân, les ustensiles de la maison du Seigneur, enlevés au Temple, pour les rapporter au pays de Juda, ustensiles d' argent qu' avait fait fabriquer Sédécias, fils de Josias, roi de Juda,