Toko sy andininy momba Kedmiela

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.40 The Levites: the children of Jeshua and Kadmiel, of the children of Hodaviah, seventy and four. Ary ny Levita koa dia izao: Ny taranak' i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin' ny taranak' i Hodavia, dia efatra amby fito-polo. Levita: efatra amby fitopolo ny taranak' i Josoe sy Kedmiela, avy amin' ny taranak' i Odoiasa. Les lévites : les fils de Josué, et Qadmiel, des fils de Hodavya : 74.
...............
Ezr / Esd 3.9 Then stood Jeshua with his sons and his brethren, Kadmiel and his sons, the sons of Judah, together, to set forward the workmen in the house of God: the sons of Henadad, with their sons and their brethren the Levites. Dia niara-nitsangana Jesoa sy ny zanany ary ny rahalahiny, ary Kadmiela sy ny zanany, zanak' i Joda, ho tonian' ny mpiasa tamin' ny tranon' Andriamanitra, ary ny zanak' i Henadada koa mbamin' ny zanany sy ny Levita rahalahiny. Dia indray nivonona ny levita: Josoe mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny, Kedmiela, mbamin' ireo zanany, zanak' i Jodà, hitarika an' izay niasa nanao ny asa momba ny tranon' Andriamanitra; torak' izany koa ny taranak' i Henadada, mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny; samy levita avokoa izy. Josué, ses fils et ses frères, Qadmiel et ses fils, les fils de Hodavya, se mirent donc d' un seul coeur à diriger les travailleurs du chantier, au Temple de Dieu.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.43 The Levites: the children of Jeshua, of Kadmiel, and of the children of Hodevah, seventy and four. Ary ny Levita koa dia izao: Ny zanak' i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin' ny zanak' i Hodavia, dia efatra amby fito-polo. Levita: efatra amby fitopolo, ny taranak' i Josoe sy Kedmiela avy amin' ny taranak' i Odoiasa. Les lévites : les fils de Josué, c' est-à-dire Qadmiel, les fils de Hodva : 74.
...............
Neh / Ne 9.4 Then stood up upon the stairs, of the Levites, Jeshua, and Bani, Kadmiel, Shebaniah, Bunni, Sherebiah, Bani, and Chenani, and cried with a loud voice unto the Lord their God. Ary Jesoa sy Bany sy Kadmiela sy Sebania sy Bony sy Serebia sy Bany ary Kenany dia nitsangana teo ambonin' ny lampihazon' ny Levita ka nitaraina mafy tamin' i Jehovah Andriamaniny. Niakatra teo amin' ny lampihazon' ny levita Josoe, Banì, Kedmiela, Sabaniasa, Bonì, Sarebiasa, Banì, sy Kananì, ka nitaraina tamin' ny feo avo tamin' ny Tompo Andriamaniny. Prenant place sur l' estrade des lévites, Josué, Binnuï, Qadmiel, Shebanya, Bunni, Shérébya, Bani, Kenani crièrent à voix forte vers Yahvé leur Dieu,
Neh / Ne 9.5 Then the Levites, Jeshua, and Kadmiel, Bani, Hashabniah, Sherebiah, Hodijah, Shebaniah, and Pethahiah, said, Stand up and bless the Lord your God for ever and ever: and blessed be thy glorious name, which is exalted above all blessing and praise. Ary hoy ny Levita, dia Jesoa sy Kadmiela sy Bany sy Hasabnia sy Serebia sy Hodia sy Sebania ary Petahia: Mitsangana, ka misaora an' i Jehovah Andriamanitrareo mandrakizay mandrakizay. Ary isaorana anie ny anaranao malaza, izay voasandratra ambonin' ny fisaorana sy ny fiderana rehetra. Ary hoy ny levita Josoe, Kedmiela, Banì, Hasebniasa, Sarebiasa, Odaiasa, Sebniasa, Fatatiasa: Mitsangana hianareo ka misaora an' ny Tompo Andriamanitrareo, mandrakizay, mandrakizay! Isaorana anie ny anaranao be voninahitra, izay mihoatra noho ny fisaorana amam-piderana rehetra! et les lévites Josué, Qadmiel, Bani, Hashabnéya, Shérébya, Hodiyya, Shebanya, Petahya dirent : "Levez-vous, bénissez Yahvé votre Dieu!" Bénis sois-tu, Yahvé notre Dieu, d'éternité en éternité! Et qu' on bénisse ton Nom de gloire qui surpasse toute bénédiction et louange!
...............
Neh / Ne 10.10 And their brethren, Shebaniah, Hodijah, Kelita, Pelaiah, Hanan, Ary ny Levita kosa dia Jesoa, zanak' i Azania, Binoy isan' ny zanak' i Henadada, ary Kadmiela; Ary ny levita: Josoe zanak' i Azaniasa, Benaì, isan-janak' i Henadada, Puis les lévites : Josué, fils d' Azanya, Binnuï, des fils de Hénadad, Qadmiel,
Neh / Ne 10.11 Micha, Rehob, Hashabiah, ary ny rahalahin' ireo dia Sebania, Hodia, Kelita, Pelaia, Hanana, Kedmiela, mbamin' ireo rahalahiny, Sebeniasa, Odaiasa, Kelità, Falaiasa, et leurs frères Shekanya, Hodavya, Qelita, Pelaya, Hanân,
...............
Neh / Ne 12.8 Moreover the Levites: Jeshua, Binnui, Kadmiel, Sherebiah, Judah, and Mattaniah, which was over the thanksgiving, he and his brethren. Ary ny Levita kosa dia izao: Jesoa, Binoy, Kadmiela, Serebia, Joda ary Matania, dia izy ireo sy ny rahalahiny no tonian' ny fiderana. Levita: Josoe, Benoì, Kedmiela, Sarebiasa, Jodà, Mataniasa, izay nitarika ny hira fiderana, niaraka tamin' ireo rahalahiny; c' est-à-dire les lévites, étaient : Josué, Binnuï, Qadmiel, Shérébya, Yehuda, Mattanya ce dernier, avec ses frères, dirigeait les hymnes d' action de grâces,
...............
Neh / Ne 12.24 And the chief of the Levites: Hashabiah, Sherebiah, and Jeshua the son of Kadmiel, with their brethren over against them, to praise and to give thanks, according to the commandment of David the man of God, ward over against ward. Ary ny lohan' ny Levita dia Hasabia sy Serebia sy Jesoa, zanak' i Kadmiela, mbamin' ny rahalahin' ireo izay nifanandrify taminy, mba hidera sy hisaotra araka ny didin' i Davida, lehilahin' Andriamanitra, nifanandrify isan-tokony. Lohan' ny levita: Hasebiasa, Serebiasa, ary Josoe, zanak' i Kedmiela, niandraikitra niaraka tamin' ireo rahalahiny nifanandrify aminy, ny fankalazana sy ny fiderana an' Andriamanitra; araka ny nandaharan' i Davida olon' Andriamanitra an' izany: nanao antokony roa mifamaly. Les chefs des lévites étaient : Hashabya, Shérébya, Josué, Binnuï, Qadmiel; et leurs frères, qui leur faisaient face pour exécuter les hymnes de louange et d' action de grâces selon les instructions de David, homme de Dieu, une classe correspondante à l' autre,