Toko sy andininy momba Hasebniasa

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.10 And next unto them repaired Jedaiah the son of Harumaph, even over against his house. And next unto him repaired Hattush the son of Hashabniah. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Jedaia, zanak' i Haromafa, dia ny teo amin' ny tandrifin' ny tranony ihany. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Hatosy, zanak' i Hasabnia. Teo anilany dia Jedaiasa zanak' i Haromafa no nanamboatra tandrifin' ny tranony; ary teo anilany dia Hatosa zanak' i Haseboniasa no nanamboatra. A leur suite répara Yedaya, fils de Harumaph, devant sa maison; à sa suite répara Hattush, fils de Hashabnéya.
...............
Neh / Ne 9.5 Then the Levites, Jeshua, and Kadmiel, Bani, Hashabniah, Sherebiah, Hodijah, Shebaniah, and Pethahiah, said, Stand up and bless the Lord your God for ever and ever: and blessed be thy glorious name, which is exalted above all blessing and praise. Ary hoy ny Levita, dia Jesoa sy Kadmiela sy Bany sy Hasabnia sy Serebia sy Hodia sy Sebania ary Petahia: Mitsangana, ka misaora an' i Jehovah Andriamanitrareo mandrakizay mandrakizay. Ary isaorana anie ny anaranao malaza, izay voasandratra ambonin' ny fisaorana sy ny fiderana rehetra. Ary hoy ny levita Josoe, Kedmiela, Banì, Hasebniasa, Sarebiasa, Odaiasa, Sebniasa, Fatatiasa: Mitsangana hianareo ka misaora an' ny Tompo Andriamanitrareo, mandrakizay, mandrakizay! Isaorana anie ny anaranao be voninahitra, izay mihoatra noho ny fisaorana amam-piderana rehetra! et les lévites Josué, Qadmiel, Bani, Hashabnéya, Shérébya, Hodiyya, Shebanya, Petahya dirent : "Levez-vous, bénissez Yahvé votre Dieu!" Bénis sois-tu, Yahvé notre Dieu, d'éternité en éternité! Et qu' on bénisse ton Nom de gloire qui surpasse toute bénédiction et louange!