Toko sy andininy momba Mesezebela

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.4 And next unto them repaired Meremoth the son of Urijah, the son of Koz. And next unto them repaired Meshullam the son of Berechiah, the son of Meshezabeel. And next unto them repaired Zadok the son of Baana. Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Meremota.zanak' i Oria, zanak' i Hakoza. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Mesolama, zanak' i Berekia, zanak' i Mesezabela. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Zadoka, zanak' i Bana. ary teo anilany dia Merimota zanak' i Oria, zanak' i Akosa no nanamboatra; ary teo anilany dia Mosolama zanak' i Barakia, zanak' i Mesezebela, no nanamboatra; ary teo anilany dia Sadaoka zanak' i Baanà no nanamboatra; A leur suite répara Merémot, fils d' Uriyya, fils d' Haqqoç; à sa suite répara Meshullam, fils de Bérékya, fils de Meshèzabéel; à sa suite répara Sadoq, fils de Baana.
...............
Neh / Ne 10.22 Pelatiah, Hanan, Anaiah, Mesezabela, Zadoka, Jadoa, Mesezabela, Sadaoka, Jedoà, Meshézabéel, Sadoq, Yaddua,
...............
Neh / Ne 11.24 And Pethahiah the son of Meshezabeel, of the children of Zerah the son of Judah, was at the king' s hand in all matters concerning the people. Ary Petahia, zanak' i Mesezabela, isan' ny taranak' i Zera, zanak' i Joda, dia teo anilan' ny mpanjaka hitandrina ny raharaha rehetra ny amin' ny olona. Faratiasa zanak' i Mesezebela, isan-taranak' i Zarà, zanak' i Jodà kosa no mpanao raharahan' ny mpanjaka, amin' ny raharaha rehetra momba ny vahoaka. Petahya, fils de Meshézabéel, qui appartenait aux fils de Zérah, fils de Juda, était à la disposition du roi pour toutes les affaires du peuple.