Toko sy andininy momba Tapoa

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 12.17 The king of Tappuah, one; the king of Hepher, one; ny mpanjakan' i Tapoa, iray; ny mpanjakan' i Hefera, iray; ny mpanjakan' i Tafnà, iray; ny mpanjakan' i Ofera, iray; Le roi de Tappuah, un; le roi de Hépher, un;
...............
Jos 15.34 And Zanoah, and Engannim, Tappuah, and Enam, sy Zanoa sy En-ganima sy Tapoa sy Enama Zanoe, Aen-Ganima, Tafoaha, Enaima, Zanuah, En-Gannim, Tappuah, Énam,
...............
Jos 16.8 The border went out from Tappuah westward unto the river Kanah; and the goings out thereof were at the sea. This is the inheritance of the tribe of the children of Ephraim by their families. Ary hatrany Tapoa dia niankandrefana ny fari-tany hatramin' ny lohasahan-driak' i Kana, ka dia nihatra tamin' ny ranomasina. Izany no lovan' ny firenena taranak' i Efraima araka ny fokony, Avy eo Tafohà dia nandroso any amin' ny lafiny andrefana ho any amin' ny ranon-driaka Kanà, ka nihatra tamin' ny ranomasina. Izany no lovan' ny taranak' i Efraïma araka ny fianakaviany. De Tappuah, la frontière allait vers l' occident, au torrent de Qana, et aboutissait à la mer. Tel fut l' héritage de la tribu des fils d'Éphraïm, selon leurs clans,
...............
Jos 17.8 Now Manasseh had the land of Tappuah: but Tappuah on the border of Manasseh belonged to the children of Ephraim; Ary an' i Manase ny tany Tapoa; fa Tapoa kosa, izay eo amin' ny fari-tanin' i Manase, dia an' ny taranak' i Efraima. An' i Manase ny tany momba an' i Tafoà; fa Tafoà any amin' ny vava tanin' i Manase, no an' ny taranak' i Efraïma. Manassé possédait la région de Tappuah, mais Tappuah, sur la frontière de Manassé, était aux fils d'Éphraïm.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.43 And the sons of Hebron; Korah, and Tappuah, and Rekem, and Shema. Ary ny zanakalahin' i Hebrona dia Kora sy Tapoa sy Rakema ary Sema. Zanakalahin' i Hebrona: Kore, Tafoà, Rekema, ary Samà. Fils de Hébrôn : Qorah, Tappuah, Réqem et Shéma.