Toko sy andininy momba Sofaka

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 10.16 And Hadarezer sent, and brought out the Syrians that were beyond the river: and they came to Helam; and Shobach the captain of the host of Hadarezer went before them. Ary Hadadezera naniraka naka ny Syriana izay tany an-dafin' ny Ony; ary dia tonga tany Helama izy; ary Sobaka, komandin' ny miaramilan' i Hadadezera, no nitarika azy. Ary nisy olona nirahin' i Hadarezera haka ny Siriana izay tany an-dafin' ny ony, ka tonga teo Helama izy ireo; ary Sobàka, lehiben' ny tafik' i Hadarezera no nitarika azy. Hadadézer envoya des messagers et mobilisa les Araméens qui sont de l' autre côté du Fleuve. Ceux-ci arrivèrent à Hélam, ayant à leur tête Shobak, le chef de l' armée de Hadadézer.
...............
2Sm / 2Sam 10.18 And the Syrians fled before Israel; and David slew the men of seven hundred chariots of the Syrians, and forty thousand horsemen, and smote Shobach the captain of their host, who died there. Ary vaky nandositra teo anoloan' ny Isiraely ny Syriana, ka nahafaty ny tao an-kalesy fiton-jato sy ny an-tsoavaly efatra alina tamin' ny Syriana Davida sady namely an' i Sobaka koa, ilay komandin' ny miaramila, ka nahafaty azy teo. Kanjo vaky nandositra teo anoloan' Israely ny Siriana, ka matin' i Davida ny an-kalesy fiton-jato, sy an-tsoavaly efatra alina tamin' izy ireo; nasiany koa Sobàka lehiben' ny tafik' izy ireo, ka maty teo izy. Mais les Araméens lâchèrent pied devant Israël et David leur tua sept cents attelages et quarante mille hommes; il abattit aussi Shobak, leur général, qui mourut sur les lieux.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 19.16 And when the Syrians saw that they were put to the worse before Israel, they sent messengers, and drew forth the Syrians that were beyond the river: and Shophach the captain of the host of Hadarezer went before them. Ary nony hitan' ny Syriana fa resy teo anoloan' ny Isiraely izy, dia naniraka olona izy haka ny Syriana izay tany an-dafin' ny Ony; ary Sobaka, komandin' ny miaramilan' i Hadarezera, no nitarika azy. Rahefa hitan' ny Siriana fa resy teo anatrehan' Israely izy, dia naniraka olona haka ny Siriana tany an-dafin' ny ony izy; ary Sofaka komandin' ny tafik' i Adarezera no nitarika azy. Voyant qu' ils avaient été battus devant Israël, les Araméens envoyèrent des messagers et mobilisèrent les Araméens qui sont de l' autre côté du Fleuve; Shophak, général de Hadadézer, était à leur tête.
...............
1Tt / 1Tan 19.18 But the Syrians fled before Israel; and David slew of the Syrians seven thousand men which fought in chariots, and forty thousand footmen, and killed Shophach the captain of the host. Fa vaky nandositra teo anoloan' ny Isiraely ny Syriana, ka nahafaty ny teo amin' ny kalesy fito arivo sy miaramila an-tongotra efatra alina tamin' ny Syriana Davida; ary matiny koa Sobaka, komandin' ny miaramila. Ka matin' i Davida ny soavaly tamin' ny kalesy fito arivo ary ny miaramila an-tongotra efatra alina, tamin' ny Siriana; matiny mbamin' i Sofàka, komandin' ny tafika. Mais les Araméens lâchèrent pied devant Israël et David leur tua sept mille attelages et quarante mille hommes de pied; il fit aussi périr Shophak le général.