Toko sy andininy momba Nehosta

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 24.8 Jehoiachin was eighteen years old when he began to reign, and he reigned in Jerusalem three months. And his mother' s name was Nehushta, the daughter of Elnathan of Jerusalem. Valo ambin' ny folo taona Joiakina, fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Nehosta, zanakavavin' i Elnatana, avy any Jerosalema. Valo ambin' ny folo taona Joasina fony vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Nohesta zanak' i Elnatana avy ao Jerosalema. Joiakîn avait dix-huit ans à son avènement et il régna trois mois à Jérusalem; sa mère s' appelait Nehushta, fille d' Elnatân, et était de Jérusalem.