Toko sy andininy momba Jekolia

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 15.2 Sixteen years old was he when he began to reign, and he reigned two and fifty years in Jerusalem. And his mother' s name was Jecholiah of Jerusalem. Enina ambin' ny folo taona izy, fony vao nanjaka, ary roa amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jekolia, avy any Jerosalema. Vao enina ambin' ny folo taona izy, dia tonga mpanjaka, ary roa amby dimampolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jekelia, avy ao Jerosalema. Il avait seize ans à son avènement et régna 52 ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Yekolyahu et était de Jérusalem.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 26.3 Sixteen years old was Uzziah when he began to reign, and he reigned fifty and two years in Jerusalem. His mother' s name also was Jecoliah of Jerusalem. Enina ambin' ny folo taona Ozia, fony izy vao nanjaka, ary roa amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jekolia, avy any Jerosalema. Enina ambin' ny folo taona Oziasa fony vao nanjaka, ary roa amby dimampolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jekelià, avy ao Jerosalema. Ozias avait seize ans à son avènement et il régna cinquante-deux ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Yekolyahu et était de Jérusalem.