Toko sy andininy momba Hamotala

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 23.31 Jehoahaz was twenty and three years old when he began to reign; and he reigned three months in Jerusalem. And his mother' s name was Hamutal, the daughter of Jeremiah of Libnah. Telo amby roa-polo taona Joahaza fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin' i Jeremia, avy any Libna. Telo amby roapolo taona Joakaza fony vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Amitala zanak' i Jeremia avy any Lobnà. Joachaz avait 23 ans à son avènement et il régna trois mois à Jérusalem; sa mère s' appelait Hamital, fille de Yirmeyahu, et était de Libna.
...............
2Mp 24.18 Zedekiah was twenty and one years old when he began to reign, and he reigned eleven years in Jerusalem. And his mother' s name was Hamutal, the daughter of Jeremiah of Libnah. Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin' i Jeremia, avy any Libna. Iraika amby roapolo taona Sedesiasa fony vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin' ny folo taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia Amitala zanak' i Jeremia avy ao Lobnà. Sédécias avait vingt ans à son avènement et il régna onze ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Hamital, fille de Yirmeyahu, et était de Libna.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 52.1 Zedekiah was one and twenty years old when he began to reign, and he reigned eleven years in Jerusalem. And his mother' s name was Hamutal the daughter of Jeremiah of Libnah. Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin' i Jeremia avy any Libna. Iraika amby roapolo taona Sedesiasa, fony izy tonga mpanjaka; ary iraika ambinin' ny folo taona izy, no nanjaka tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Amitala, zanakavavin' i Jeremia, avy ao Lobna. Sédécias avait 21 ans à son avènement et il régna onze ans à Jérusalem. Sa mère s' appelait Hamital, fille de Yirmeyahu, et était de Libna.