Toko sy andininy momba Jeblaama

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 17.11 And Manasseh had in Issachar and in Asher Bethshean and her towns, and Ibleam and her towns, and the inhabitants of Dor and her towns, and the inhabitants of Endor and her towns, and the inhabitants of Taanach and her towns, and the inhabitants of Megiddo and her towns, even three countries. Ary Manase nahazo anjara koa teo amin' Isakara sy teo amin' i Asera, dia Beti-sana sy ny zana-bohiny ary Ibleama sy ny zana-bohiny ay ny mponina any Dora sy ny zana-bohiny ary ny mponina any En-dora koa sy ny zana-bohiny ary ny mponina any Tanaka sy ny zana-bohiny ary ny mponina any Megido sy ny zana-bohiny, dia amin' ny havoana telo ireo. Izao no lasan' i Manase tao amin' ny tanin' Isakara sy Asera: Betisàna sy ny tanàna momba azy, Jeblaama sy ny tanàna momba azy, ny mponina ao Dora sy ny tanàna momba azy, ny mponina ao Tenàka sy ny tanàna momba azy, ny mponina ao Magedao sy ny tanàna momba azy: ireo no faritanin' i Havoan-telo. Manassé eut, avec Issachar et avec Asher, Bet-Shéân et les villes qui en dépendent, Yibleam et les villes qui en dépendent, les habitants de Dor et des villes qui en dépendent, les habitants de Tanak et de Megiddo et des villes qui en dépendent : les trois du Coteau.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 9.27 But when Ahaziah the king of Judah saw this, he fled by the way of the garden house. And Jehu followed after him, and said, Smite him also in the chariot. And they did so at the going up to Gur, which is by Ibleam. And he fled to Megiddo, and died there. Ary nony hitan' i Ahazia, mpanjakan' ny Joda, izany, dia nandositra tamin' ny lalana mankamin' ny trano ao anatin' ny saha izy. Ary Jeho nanaraka azy ka nanao hoe: Indry, asio koa iny; dia nasiany teo anatin' ny kalesiny teo amin' ny fiakarana ho any Gora, izay eo anilan' i Jibleama, izy. Ary nandositra nankany Megido Ahazia ka maty teo. Raha nahita izany Okoziasa mpanjakan' i Jodà, dia nandositra tamin' ny làlan' ny tranon' ny zaridaina. Fa nenjehin' i Jeho izy sady nataony hoe: Asio ao anaty kalesiny ao ihany koa iny. Dia nasian' ny olona izy, teo amin' ny fiakaran' i Gavera, akaikin' i Jeblaama. Nandositra nankany Magedao izy, dia maty tao. Quand Ochozias, roi de Juda, eut vu cela, il prit la fuite sur la route de Bet-ha-Gân, mais Jéhu le poursuivit et ordonna "Lui aussi, frappez-le!" On le blessa sur son char, à la montée de Gur, qui est près de Yibleam, et il se réfugia à Megiddo où il mourut.