Toko sy andininy momba Bala-salisa

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 4.42 And there came a man from Baalshalisha, and brought the man of God bread of the firstfruits, twenty loaves of barley, and full ears of corn in the husk thereof. And he said, Give unto the people, that they may eat. Ary nisy lehilahy avy tany Bala-salisa nitondra mofo avy amin' ny voaloham-bokatra ho an' ny lehilahin' Andriamanitra, dia mofo vary hordea roa-polo sy salohim-bary maitso tao an-kitapo. Dia hoy Elisa: Omeo ny olona hohaniny ireny. Nisy lehilahy anankiray avy any Baala-Salira nitondra mofo natao tamin' ny santabary ho an' ity olon' Andriamanitra, dia mofo orja roapolo, sy vary vaovao tao an-dasakany; ka hoy Elisea: Omeo ny olona hohaniny. Un homme vint de Baal-Shalisha et apporta à l' homme de Dieu du pain de prémices, vingt pains d' orge et du grain frais dans son épi. Celui-ci ordonna : "Offre aux gens et qu' ils mangent",