Toko sy andininy momba Bidkara

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 9.25 Then said Jehu to Bidkar his captain, Take up, and cast him in the portion of the field of Naboth the Jezreelite: for remember how that, when I and thou rode together after Ahab his father, the Lord laid this burden upon him; Ary hoy Jeho tamin' i Bidkara lefiny: Betao izy, ka atsipazo ao amin' ny sahan' i Nabota Jezirelita; fa tsarovy fa fony izaho sy ianao samy nitaingina kalesy nanaraka an' i Ahaba rainy, dia nolazain' i Jehovah fa hihatra aminy izao loza voalaza izao hoe: Ary hoy Jeho tamin' i Badakera lefiny: Raiso io, atsipazo ao amin' ny sahan' i Nabota ao Jezrahela, satria tsarovy ilay izaho sy hianao niara-nitaingin-tsoavaly nanaraka an' i Akaba iny, ka nitenenan' ny Tompo izao teny nihatra taminy izao hoe: Jéhu dit à Bidqar son écuyer : "Enlève-le et jette-le dans le champ de Nabot de Yizréel. Souviens-toi : lorsque moi et toi nous étions tous deux en char derrière son père Achab, Yahvé a prononcé contre lui cette sentence