Toko sy andininy momba Gady

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 13.11 Of the tribe of Joseph, namely, of the tribe of Manasseh, Gaddi the son of Susi. avy tamin' ny firenen' i Josefa, tamin' ny firenen' i Manase, dia Gady, zanak' i Sosy; Gadì, zanak' i Sozì, avy amin' ny fokon' i Josefa, fokon' i Manase; pour la tribu de Joseph, pour la tribu de Manassé, Gaddi, fils de Susi ;

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 15.14 For Menahem the son of Gadi went up from Tirzah, and came to Samaria, and smote Shallum the son of Jabesh in Samaria, and slew him, and reigned in his stead. Fa Menahema, zanak' i Gady, niakatra avy tany Tirza ka nankany Samaria, dia namely an' i Saloma, zanak' i Jabesy, tany Samaria ka nahafaty azy ary nanjaka nandimby azy. Fa niakatra avy any Tersà, i Manahema zanak' i Gadì, ary nony tonga tao Samaria dia namely nahafaty an' i Seloma zanak' i Jabesa tao Samaria ihany izy, ka nanjaka nandimby azy. Menahem fils de Gadi monta de Tirça, entra à Samarie, y frappa à mort Shallum fils de Yabesh et devint roi à sa place.
...............
2Mp 15.17 In the nine and thirtieth year of Azariah king of Judah began Menahem the son of Gadi to reign over Israel, and reigned ten years in Samaria. Tamin' ny taona fahasivy amby telo-polo nanjakan' i Azaria, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Menahema, zanak' i Gady, tamin' ny Isiraely, ary nanjaka folo taona tao Samaria izy. Tamin' ny taona fahasivy amby telopolo nanjakan' i Azariasa tamin' i Jodà no vao tonga mpanjaka tamin' Israely kosa Manahema zanak' i Gadì. Folo taona no nanjakany tao Samaria. En la trente-neuvième année d' Ozias, roi de Juda, Menahem fils de Gadi devint roi sur Israël; il régna dix ans à Samarie.