Toko sy andininy momba Segoba

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 16.34 In his days did Hiel the Bethelite build Jericho: he laid the foundation thereof in Abiram his firstborn, and set up the gates thereof in his youngest son Segub, according to the word of the Lord, which he spake by Joshua the son of Nun. Tamin' ny andron' i Ahaba no nanorenan' i Hiela Betelita an' i Jeriko; ny ain' i Abìrama lahimatoany no sazin' ny nanorenany ny fanambaniny, ary ny ain' i Segoba faralahiny no sazin' ny nananganany ny vavahadiny, araka ny tenin' i Jehovah izay nampilazainy an' i Josoa, zanak' i Nona. Fahavelony dia nanorina an' i Jerikao, Hielà avy any Betela, kanjo ny ain' i Abirama lahimatoany, no sazin' ny nanorenany ny fotony, ary ny ain' i Segoba zanany faralahy, no sazin' ny nananganany ny vavahadiny, araka ny tenin' ny Tompo izay nolazainy tamin' ny alalan' i Josoe zanak' i Nona. De son temps, Hiel de Béthel rebâtit Jéricho ; au prix de son premier-né Abiram il en établit le fondement et au prix de son dernier-né Segub il en posa les portes, selon la parole que Yahvé avait dite par le ministère de Josué, fils de Nûn.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.21 And afterward Hezron went in to the daughter of Machir the father of Gilead, whom he married when he was threescore years old; and she bare him Segub. Ary nony afaka izany, Hezrona niray tamin' ny zanakavavin' i Makira, rain' i Gileada, izay novadiny rehefa enim-polo taona izy, dia niteraka an' i Segoba taminy ravehivavy; Manaraka izany, niray tamin' ny zanakavavin' i Makira, rain' i Galaada, Hesrona; efa enimpolo taona izy vao naka azy, ary niteraka an' i Segoba taminy, ravehivavy. Puis Heçrôn s' unit à la fille de Makir, père de Galaad. Il l'épousa alors qu' il avait soixante ans et elle lui enfanta Segub.
1Tt / 1Tan 2.22 And Segub begat Jair, who had three and twenty cities in the land of Gilead. ary Segoba niteraka an' i Jaira, izay nanana tanàna madinika telo amby roa-polo tany amin' ny tany Gileada. Segoba niteraka an' i Jaira, izay nanana tanàna telo amby roapolo tany amin' ny tany Galaada. Segub engendra Yaïr qui détint vingt-trois villes dans le pays de Galaad.