Toko sy andininy momba Helama

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 10.16 And Hadarezer sent, and brought out the Syrians that were beyond the river: and they came to Helam; and Shobach the captain of the host of Hadarezer went before them. Ary Hadadezera naniraka naka ny Syriana izay tany an-dafin' ny Ony; ary dia tonga tany Helama izy; ary Sobaka, komandin' ny miaramilan' i Hadadezera, no nitarika azy. Ary nisy olona nirahin' i Hadarezera haka ny Siriana izay tany an-dafin' ny ony, ka tonga teo Helama izy ireo; ary Sobàka, lehiben' ny tafik' i Hadarezera no nitarika azy. Hadadézer envoya des messagers et mobilisa les Araméens qui sont de l' autre côté du Fleuve. Ceux-ci arrivèrent à Hélam, ayant à leur tête Shobak, le chef de l' armée de Hadadézer.
2Sm / 2Sam 10.17 And when it was told David, he gathered all Israel together, and passed over Jordan, and came to Helam. And the Syrians set themselves in array against David, and fought with him. Ary nony nambara tamin' i Davida izany, dia nampamory ny Isiraely rehetra izy ka lasa nita an' i Jordana, dia tonga tany Helama. Ary nilahatra ny Syriana hiady amin' i Davida, ka dia rafitra ny ady. Novorin' i Davida Israely rehetra, nony nandre izany izy, ka nita an' i Jordany izy, dia tonga tany Helama. Ary nilahatra hiady amin' i Davida ny Siriana, ka dia izy no nanomboka ny ady taminy. Cela fut rapporté à David, qui rassembla tout Israël, passa le Jourdain et arriva à Hélam. Les Araméens se rangèrent en face de David et lui livrèrent bataille.