Toko sy andininy momba Faltiela

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 34.26 And the prince of the tribe of the children of Issachar, Paltiel the son of Azzan. ary ny lohan' ny firenena taranak' Isakara dia Paltiela, zanak' i Azana; Faltiela izay filohany, zanak' i Azana, amin' ny fokon' ny zanak' Isakara; pour la tribu des fils d' Issachar, le prince Paltiel, fils d' Azzân ;

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 3.15 And Ishbosheth sent, and took her from her husband, even from Phaltiel the son of Laish. Ary Isboseta naniraka naka an' i Mikala tany amin' i Paltiela vadiny, zanak' i Laisy. Ka nampanalain' Isboseta Mikola tany amin' i Faltiela vadiny, zanak' i Laïsa, Ishbaal l' envoya prendre chez son mari Paltiel, fils de Layish.