Toko sy andininy momba Piratonita

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 12.13 And after him Abdon the son of Hillel, a Pirathonite, judged Israel. Ary Abdona, zanak' i Elela, avy any Piratona, no nitsara ny Isiraely nandimby azy. Taorian' izy io, dia Abdòna, zanak' Ilela, avy any Faratòna, no mpitsara tamin' Israely. Après lui Abdôn, fils de Hillel de Piréatôn, fut juge en Israël.
...............
Mts / Mpits 12.16 Rahefa izany dia maty Abdòna zanak' Ilela, avy ao Faratòna, ka nalevina tao Faratòna amin' ny tanin' i Efraima any amin' ny tendrombohitry ny Amalesita.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 23.30 Benaiah the Pirathonite, Hiddai of the brooks of Gaash, Benaia Piratonita, Hiday, avy any amin' ny lohasahan-driak' i Gasy, Banaia, avy any Farataona; Hedaia avy any an-dohasahan' i Gaasa, Benayahu, de Piréatôn. Hiddaï, des Torrents de Gaash.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 11.31 Ithai the son of Ribai of Gibeah, that pertained to the children of Benjamin, Benaiah the Pirathonite, sy Itahy, zanak' i Ribay avy any Gibean' ny taranak' i Benjamina, sy Benaia Piratonita Etaì, zanak' i Ribaì avy any Gabaàn' ny taranak' i Benjamina; Banaià avy any Faratona. Itaï fils de Ribaï, de Gibéa des fils de Benjamin, Benaya de Piréatôn,
...............
1Tt / 1Tan 27.14 The eleventh captain for the eleventh month was Benaiah the Pirathonite, of the children of Ephraim: and in his course were twenty and four thousand. Ny fahiraika ambin' ny folo, ho amin' ny volana fahiraika ambin' ny folo, dia Benaia Piratonita, isan' ny taranak' i Efraima; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. Banaiasa avy any Faratona, isan-taranak' i Efraima no faharaika ambin' ny folo, ho amin' ny volana faharaika ambin' ny folo; ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. Le onzième, affecté au onzième mois, était Benaya, de Piréatôn, un fils d'Éphraïm; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes.