Toko sy andininy momba Hakila

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 23.19 Then came up the Ziphites to Saul to Gibeah, saying, Doth not David hide himself with us in strong holds in the wood, in the hill of Hachilah, which is on the south of Jeshimon? Ary niakatra nankany amin' i Saoly tany Gibea ny Zifita ka nanao hoe: Tsy miery any aminay ao amin' ny batery fiarovana any an' ala, any amin' ny havoana Hakila, izay atsimon' ny efitra, va Davida? Ary niakatra nankany amin' i Saola tany Gabaà, ny Zifiana, ka nilaza hoe: Miery any aminay Davida ao amin' ny fitoerana mimanda any an' ala, amin' ny havoan' i Hakila, atsimon' ny tany lava volo. Des gens de Ziph montèrent à Gibéa auprès de Saül pour lui dire : " David ne se cache-t-il pas parmi nous dans les refuges, à Horsha, sur la colline de Hakila, au sud de la steppe ?
1Sm / 1Sam 26.1 And the Ziphites came unto Saul to Gibeah, saying, Doth not David hide himself in the hill of Hachilah, which is before Jeshimon? Ary ny Zifita tonga tao amin' i Saoly tany Gibea ka nanao hoe: Tsy miery any amin' ny havoana Hakila manandrify ny efitra va Davida? Tonga tao amin' i Saola tany Gabaà, ny Zifeana, ka nilaza hoe: Miery any amin' ny havoan' i Hakilà ao atsinanan' ny tany lava volo Davida. Les gens de Ziph vinrent à Gibéa et dirent à Saül : " Est-ce que David ne se cache pas sur la colline de Hakila, à l' orée de la steppe ? "
...............
1Sm / 1Sam 26.3 And Saul pitched in the hill of Hachilah, which is before Jeshimon, by the way. But David abode in the wilderness, and he saw that Saul came after him into the wilderness. Ary nitoby tao amin' ny havoana Hakila manandrify ny efitra teo amoron-dalana izy. Fa Davida kosa nitoetra tany an-efitra, ary hitany fa tonga nanaraka azy tany an-efitra Saoly. Nitoby teo amin' ny havoan' i Hakilà Saola ao atsinanan' ny tany lava volo, eo amoron-dàlana, ary Davida nitoetra tany an' efitra. Nony tazany fa tamy hitady azy any an' efitra Saola, Saül campa à la colline de Hakila, qui est à l' orée de la steppe, près de la route. David séjournait au désert et il vit que Saül était venu derrière lui au désert.