Toko sy andininy momba Saraima

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.36 And Sharaim, and Adithaim, and Gederah, and Gederothaim; fourteen cities with their villages: sy Saraima sy Aditaima sy Gadera sy Gederotaima: tanàna efatra ambin' ny folo sy ny zana-bohiny; Saraima, Aditaïma, Gedrà ary Gederotaima: tanàna efatra ambin' ny folo ary ny zanabohiny. Shaarayim, Aditayim, Ha-Gedéra et Gedérotaïm : quatorze villes avec leurs villages.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 17.52 And the men of Israel and of Judah arose, and shouted, and pursued the Philistines, until thou come to the valley, and to the gates of Ekron. And the wounded of the Philistines fell down by the way to Shaaraim, even unto Gath, and unto Ekron. Ary ny lehilahy amin' ny Isiraely sy ny Joda dia nitsangana ka nanakora sy nanenjika ny Filistina hatrany akaikin' i Gata sy ny vavahadin' i Ekrona; ary izay voa tamin' ny Filistina dia niampatrampatra teny amin' ny lalana mankany Saraima ary hatrany Gata ka hatrany Ekrona. Nony hitan' ny Filistina fa maty ilay olo-maheriny, dia vaky nandositra izy ireo. Ary nitsangana ny lehilahy amin' Israely sy Jodà sady nanakora ary nanenjika ny Filistina hatrany amin' ny fidirana ao Geta, sy hatrany am-bavahadin' i Akarona. Niampatrampatra teny an-dàlana ny fatin' ny Filistina hatrany Saraima ka hatrany Geta sy Akarona. Les hommes d' Israël et de Juda se mirent en mouvement, poussèrent le cri de guerre et poursuivirent les Philistins jusqu' aux approches de Gat et jusqu' aux portes d'Éqrôn. Des morts philistins jonchèrent le chemin depuis Shaarayim jusqu'à Gat et Éqrôn.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.31 And at Bethmarcaboth, and Hazarsusim, and at Bethbirei, and at Shaaraim. These were their cities unto the reign of David. sy Beti-markabota sy Hazora-sosima sy Beti-biry ary Saraima. Ireo no tanàna nonenany mandra-panjakan' i Davida. Ireo no tanàna nonenany mandra-panjakan' i Davida. tao Beta-Markabota, tao Hasar-Sosima, tao Beta-Beraì ary tao Saarima: ireo no tanànany aman-jana-bohiny, hatramin' ny andro nanjakan' i Davida. Bet-Markabot, Haçar-Susim, Bet-Biréï, Shaarayim. Telles furent leurs villes jusqu' au règne de David.