Toko sy andininy momba Malkisoa

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 14.49 Now the sons of Saul were Jonathan, and Ishui, and Melchishua: and the names of his two daughters were these; the name of the firstborn Merab, and the name of the younger Michal: Ary izao no zanakalahin' i Saoly: Jonatana sy Jisvy sy Malkisoa; izao kosa no anaran' ny zananivavy roa: ny anaran' ny vavimatoa Meraba, ary ny anaran' ny faravavy Mikala. Ny zanakalahin' i Saola dia Jonatasy, Jesoì, Melkisoà, ary ny anaran' ny zanany roa vavy, dia Meroba ny zokiny ary Mikola ny zandriny. Saül eut pour fils Jonathan, Ishyo et Malki-Shua. Les noms de ses deux filles étaient Mérab pour l' aînée et Mikal pour la cadette.
...............
1Sm / 1Sam 31.2 And the Philistines followed hard upon Saul and upon his sons; and the Philistines slew Jonathan, and Abinadab, and Melchishua, Saul' s sons. Ary ny Filistina nanenjika mafy an' i Saoly sy ny zanany, ka matin' ny Filistina Jonatana sy Abinadaba ary Malkisoa, zanak' i Saoly. Nikiry nanenjika an' i Saola sy ny zanany ny Filistina, ka matin' ny Filistina avokoa Jonatasy sy Abinadaba ary Melkisoà zanak' i Saola. Les Philistins serrèrent de près Saül et ses fils et ils tuèrent Jonathan, Abinadab et Malki-Shua, les fils de Saül.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.33 And Ner begat Kish, and Kish begat Saul, and Saul begat Jonathan, and Malchishua, and Abinadab, and Eshbaal. Ary Nera niteraka an' i Kisy; ary Kisy niteraka an' i Saoly; ary Saoly niteraka an' i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala. Nera niteraka an' i Kisa, Kisa niteraka an' i Saola, Saola niteraka an' i Jonatàna, Melkiasoa, Abinadaba ary Esbaala. Ner engendra Qish, Qish engendra Saül, Saül engendra Jonathan, Malki-Shua, Abinadab et Eshbaal.
...............
1Tt / 1Tan 9.39 And Ner begat Kish; and Kish begat Saul; and Saul begat Jonathan, and Malchishua, and Abinadab, and Eshbaal. Ary Nera niteraka an' i Kisy; ary Kisy niteraka an' i Saoly; ary Saoly niteraka an' i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala. Nera niteraka an' i Kisa; Kisa niteraka an' i Saola, Saola niteraka an' i Jonatàna, Melkisoì, Abinadaba, ary Esbaala. Ner engendra Qish, Qish engendra Saül, Saül engendra Jonathan, Malki-Shua, Abinadab, Eshbaal.
...............
1Tt / 1Tan 10.2 And the Philistines followed hard after Saul, and after his sons; and the Philistines slew Jonathan, and Abinadab, and Malchishua, the sons of Saul. Ary ny Filistina nanenjika fatratra an' i Saoly sy ny zanany, ka matin' ny Filistina Jonatana sy Abinadaba sy Malkisoa, zanakalahin' i Saoly. Nifikitra nanenjika an' i Saola sy ireo zanany ny Filistina ka matin' ny Filistina Jonatàna sy Abinadaba ary Melkisoi, zanak' i Saola. Les Philistins serrèrent de près Saül et ses fils et ils tuèrent Jonathan, Abinadab et Malki-Shua, les fils de Saül.