Toko sy andininy momba Bezeka

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 1.4 And Judah went up; and the Lord delivered the Canaanites and the Perizzites into their hand: and they slew of them in Bezek ten thousand men. Dia niakatra Joda, ary natolotr' i Jehovah teo an-tànany ny Kananita sy ny Perizita, ka nahafaty iray alin-dahy tany Bezeka izy. Niakatra Jodà ary natolotry ny Tompo teo an-tànany ny Kananeana sy ny Ferezeana, lehilahy iray alina no resiny tao Bezeka. Juda monta donc et Yahvé livra en leurs mains les Cananéens et les Perizzites, et, à Bézeq, ils défirent dix mille hommes.
Mts / Mpits 1.5 And they found Adonibezek in Bezek: and they fought against him, and they slew the Canaanites and the Perizzites. Ary nahita an' i Adoni-bezeka tany Bezeka izy, dia niady taminy ka naharesy ny Kananita sy ny Perizita. Hitany tao Bezeka Adoni-Bezeka, ka nasiany, dia resiny ny Kananeana sy ny Ferezeana. Ayant rencontré à Bézeq Adoni-Bézeq, ils lui livrèrent bataille et défirent les Cananéens et les Perizzites.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 11.8 And when he numbered them in Bezek, the children of Israel were three hundred thousand, and the men of Judah thirty thousand. Ary nandamina azy tany Bezeka izy, dia telo hetsy no isan' ny Zanak' Isiraely, ary telo alina no isan' ny lehilahy amin' ny Joda. Notsapain' i Saola tamin' ny matso ny toetrany tany Bezeka, ka telo hetsy no isan' ny zanak' Israely, ary telo alina ny lehilahy amin' i Jodà. Il les passa en revue à Bézeq : il y avait trois cent mille Israélites et trente mille hommes de Juda.