Toko sy andininy momba Timnita

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 15.6 Then the Philistines said, Who hath done this? And they answered, Samson, the son in law of the Timnite, because he had taken his wife, and given her to his companion. And the Philistines came up, and burnt her and her father with fire. Ary hoy ny Filistina: Iza no nanao izany? Ary nisy nanao hoe: Samsona, vinanton' ilay Timnita, satria ny rafozany efa nanome ny vadiny ho an' ny sakaizany. Dia niakatra ny Filistina ka nandoro an-dravehivavy sy ny ankohonan-drainy tamin' ny afo. Dia hoy ny Filistina: Iza no nanao izany? Ka nisy namaly hoe: Samsona, vinanton' ilay Tamnaana; fa nalain' io taminy ny vadiny ka nomeny ny sakaizany. Dia niakatra ny Filistina ka nandoro an-dravehivavy mbamin' ny rainy. Les Philistins demandèrent : " Qui a fait cela ? " et l' on répondit : " C' est Samson, le gendre du Timnite, car celui-ci lui a repris sa femme et l' a donnée à son compagnon. " Alors les Philistins montèrent et ils firent périr dans les flammes cette femme et la maison de son père.