Toko sy andininy momba Meroza

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 5.23 Curse ye Meroz, said the angel of the Lord, curse ye bitterly the inhabitants thereof; because they came not to the help of the Lord, to the help of the Lord against the mighty. Ozony Meroza, hoy Ilay Anjelin' i Jehovah, Ozony dia ozòny ny mponina ao, Satria tsy mba tonga hanampy an' i Jehovah izy, eny, tsy nanampy an' i Jehovah hamely ny mahery. Ozony Meroza, hoy ny anjelin' ny Tompo, Ozony dia ozony ny mponina ao! Fa tsy mba tonga hanampy an' ny Tompo ireny, tsy nanampy an' ny Tompo ireny niaraka tamin' ny mahery. Maudissez Méroz, dit l' Ange de Yahvé, maudissez, maudissez ses habitants : car ils ne sont pas venus à l' aide de Yahvé, à l' aide de Yahvé parmi les héros.