Toko sy andininy momba Nahalola

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 19.15 And Kattath, and Nahallal, and Shimron, and Idalah, and Bethlehem: twelve cities with their villages. Ary Katata sy Nahalola sy Simrona sy Idala sy Betlehema, dia tanàna roa ambin' ny folo sy ny zana-bohiny. Ny tanàna dia Kateta, Naalola, Semerona, Jedalà sy Betilehema, tanàna roa ambin' ny folo ary ny zanabohiny. avec Qattat, Nahalal, Shimrôn, Yiréala et Bethléem : douze villes avec leurs villages.
...............
Jos 21.35 Dimnah with her suburbs, Nahalal with her suburbs; four cities. ary Dimna sy ny tany manodidina azy ary Nahalola sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra; Damnà sy ny manodidina azy, Naalola sy ny manodidina azy: tanàna efatra. Rimmôn et ses pâturages, et Nahalal et ses pâturages : quatre villes.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 1.30 Neither did Zebulun drive out the inhabitants of Kitron, nor the inhabitants of Nahalol; but the Canaanites dwelt among them, and became tributaries. Zebolona tsy nandroaka ny mponina tany Kitrona, na ny mponina tany Nahalola; fa nonina teo aminy ny Kananita ka nampanaovina fanompoana. Zabolona tsy nandroaka ny mponina tao Setrona, na ny mponina tao Naalola, ka nonina teo amin' i Zabolona ny Kananeana, fa nampandoaviny hetra. Zabulon ne déposséda pas les habitants de Qitrôn, ni ceux de Nahalol. Les Cananéens demeurèrent au milieu de Zabulon, mais ils furent astreints à la corvée.